08-11-2026

MadagascarNewsmada

Fandorana ny Rovan’Antananarivo: “Fanetrena ny hasin’Imerina”, hoy ny Pr Andrianarivo Jonah

Notsarovana omaly ny faha- 31 taona nahamay ny Rovan’ Antananarivo. “Efa tetika no­manina mialoha ny nandorana sy namotehana azy io”, hoy ny Pr Andrianarivo Jonah. Toko­ny ho tsarovana sy marihina isan-taona io daty io, raha ny fanazavany hatrany. Nisy antony manokana ny nandorana ny Rovan’Antananarivo. Nambarany fa “noho ny politikan’ny Lafrantsa, izay nanjanaka dia tsy avela miarina ny taranaka Merina teto Madaga­sikara, raha tsy izany sahirana izy amin’ny fanjanahana. Ahe­try ny rehareha sy ny maha toteny ny firazanana hova, izay taranaka maha izy azy amin’ny lafiny varotra sy ny fa­haizana. Nisy ny tetika fa­monoan-kasina tamin’izany. Tanjona tamin’io ny fanapotehana sy tsy ahafahan’ny merina hijoro amin’ny maha izy azy”. Nisy ny fanamboarana ny Rova, taona maromaro taty aoriana, sain…

Lohateny fanampiny